STK

Sampana Tanora Kristianina

Programan’ny STK ny 27 Febroary 2010

Tontosa tsara ny fivoriam-ben’ny Sampana Tanora Kristiana (STK) voalohany tamin’ity taona 2010 ity ka maneho etoana ny fisaorana ho an’izay nanatrika izany. Mbola mitohy kosa ny fanomanan-tena amin’ny baolina kitra ka ny fotoana manaraka dia amin’ny asabotsy 27 Febroary 2010 … Vakio

Lalao ara-panatanjahan-tena STK

Tontosa soamantsara ny lalao ara-panatanjahan-tena izay nokarakarainy ny asabotsy 13 febroary 2010 teny amin’ny kianjan’Ankatso, koa isaorana feno ireo tonga rehetra namaly ny antso. Mbola hitohy ny asabotsy 20 febroary 2010 ny entrainement an’ny tanora amin’ny basket sy foot izay … Vakio

Comment trouver les informations?

Ny fihaonan’ny Sampana Tanora Kristiana (STK) manaraka dia atao ny Sabotsy ho avy izao amin’ny 14h30 ao amin’ny Akany Ralibera Daniel. Hisy famelabelaran-kevitra momba ny asa fanaovan-gazety amin’io fotoana io mitondra ny lohahevitra hoe : “Comment trouver les informations?“

STK manomana krismasy 2009

Ny fihaonana manaraka dia ny asabotsy 14 Novambra 2009  ho avy izao amin’ny 3 ora ao amin’ny Akany Ralibera , hisy fianaran-kira sy dihy atao amin’izany , ho fikarakarana ny fety izay atao amin’ny krismasy .

Fianaran-kira sy fandalinam-pinoana

Ny Sampana Tanora Kristiana dia hanantanteraka fivoriana ny asabotsy 17 Oktobra 2009 amin’ny 14h ao Antsahabe ao an-tokantranon’i Jaona. Ny fotoanan’ny sampana dia eo anoloan’ny Supermarket Antsahabe. Ny ho atao amin’izany fivoriana izany dia fianaran-kira sy fandalinam-pinoana miaraka amin’ny pasitera … Vakio