-
Pejy mifandraika
-
Lahatsoratra farany
- Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- Fanokafana ny Jobily faha-150 taona
- Ekenareo ve ny andraisan-tanana ny Mpitandrina Rakotoniera Eric eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo?
- Mandringana sy mandevina ny ratsy Andriamanitra
- Fa Jesosy niteny mafy azy ka nanao hoe: Mangina ianao, ka mivoaha aminy. Ary ny demonia, nony namotraka azy teo afovoan’ny olona, dia nivoaka taminy, nefa tsy naharatra azy
Fanamarihana
- robena dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- Jean Raveloarison dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- Nadine ANDRIANAVALONA dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- RAKOTO dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- rabemananjara dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
Newsletter
Chargement...
AMA
Assemblée Générale Antoko Mpihira Ambavahadimitafo 21 febroary 2010
Ny Assemblée Générale ho an’ny AMA (Antoko Mpihira Ambavahadimitafo) dia hotanterahina ny Alahady 21 Febroary 2010 ao amin’ny Akany Ralibera Daniel. Asaina am-pitiavana ihany koa izay maniry hiditra ao amin’ny sampana ho tonga amin’io fotoana io. Samy mitondra tsakitsaky sy … Vakio
Toriteny an-kira ataon’ny AMA ny Alahady 31 Janoary 2010
Ny Antoko Mpihira Ambavahadimitafo dia hanatanteraka toriteny an-kira amin’ny alahady 31 Janoary 2010, izay solon’ny antsam-piderana nokasaina hotanterahina ny Krismasy 2009 teo ka tsy tanteraka noho ny antony iaraha-mahafantatra. Ny hevi-dehibe izay nitondran’ny Antoko Mpihira izany dia Fiderana. Midera satria … Vakio
Miara-mivavaka ao amin’ny MAMRE ny AMA isaky ny asabotsy fahatelo
Entanina hatrany ny mpikambana hamonjy ny fianaran-kira isaky ny asabotsy amin’ny 14h30 sy alahady amin’ny 15h. Eo ihany koa ny fiaraha-mivavaka fanao isaky ny asabotsy faha-telon’ny volana ao amin’ny MAMRE amin’ny 8h30. Ireo rehetra te-hiditra ho mpikambana dia raisina am-pitiavana … Vakio
Famaranana ny fankalazana ny faha-30 taonan’ny AMA
Anehoana ny fisaorana an’Andriamanitra sy ny fiangonana ny fahatontosàna ny fampisehoana mivelatra natao atao amin’ny Akany Ralibera Daniel tamin’ny 29 sy 30 Aogositra 2009. Ankalazaina ihany koa ny Tompo fa tanteraka soamantsara ny Concert Gospel tamin’ny 4 Septambra 2009 tao … Vakio
Fampisehoana mivelatra ny 30 aout 2009

Ao anatin’ny fankalazàna ny faha 30 taona izao ny sampana AMA (Antoko Mpihira Ambavahadimitafo) ka hisy fampisehoana mivelatra amin’ ny farany volana aogositra 2009. Irina amin’izany ny fiaraha-miasa amin’ny vahoakan’Andriamanitra amin’ny fanangonana izay mety ho antontan-taratasy na sary na horonan-tsary … Vakio
