Vokovoko manga

vokovoko manga na Tetik’asa Mendrika

Fanasana avy amin’ny Tetik’asa mendrika hiara-paly

Ny Tetik’asa Mendrika dia faly manasa antsika hiara-paly sy hiara-hisakafo eo an-jaridaina ny alahady 21 Febroary 2010 aorian’ny fanompoam-pivavahana. Izany no atao dia ho fanatanterahantsika ny fampiarahabàna ny taona 2010. Manantena ny fahatongavantsika maro, samy mitondra ny sakafo sy fitaovam-pihinànany … Vakio

Hiara-hisakafo eo amin’ny zaridainan’ny Tetik’asa Mendrika

Mampandre ny mpikambana sy ireo izay te hanantevi-daharana ny sampana fa ny alahady 15 Novambra 2009 dia hisy fiaraha-misakafo izay atao ao amin’ny zaridainan’ny Tetik’asa Mendrika, etsy avaratry ny fiangonana. Iangaviana mba samy hitondra ny sakafony sy ny fitaova-pihinana (vilia … Vakio

Conférence momba ny fialàna amin’ny zava-pisotro mahamamo sy zava-mahadomelina

Conférence natao tao amin’ny Akany Ralibera tamin’ny 28 martsa lasa teo izay nataon’ny dokotera RAFARAMALALA Suzanne miasa ao amin’ny Toby FLM Ambohibao Daty: ALAHADY 28 Mars 2007 Toerana: Akany DANIEL RALIBERA Mpandahan-teny : Dokotera RAFARAMALALA Suzanne Miasa ao amin’ny Toby … Vakio

Fa maninona moa ny Fiangonana no mifady sy miady amin’ny fisotroana sy fidoroana

Famelabelarana nataon’dRavelomanantsoa Rivo, filohan’ny Rantsana Fanantenana Foibe FJKM tamin’ny Alahady 19 mars 2006 tao amin’ny Akany Ralibera Daniel Ny Mpandrindra RALAMBOMAHAY Mino no nitarika ny fotoana , notron’ny Mpitandrina RAKOTOARITSIFA. Natomboka tamin’ny vavaka ny fotoana sy teny fohy fanazavana momba … Vakio