-
Pejy mifandraika
-
Lahatsoratra farany
- Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- Fanokafana ny Jobily faha-150 taona
- Ekenareo ve ny andraisan-tanana ny Mpitandrina Rakotoniera Eric eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo?
- Mandringana sy mandevina ny ratsy Andriamanitra
- Fa Jesosy niteny mafy azy ka nanao hoe: Mangina ianao, ka mivoaha aminy. Ary ny demonia, nony namotraka azy teo afovoan’ny olona, dia nivoaka taminy, nefa tsy naharatra azy
Fanamarihana
- robena dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- Jean Raveloarison dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- Nadine ANDRIANAVALONA dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- RAKOTO dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- rabemananjara dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
Newsletter
Chargement...
Vaomiera asa sosialy
Tatitra Asa sosialy febroary 2010
Toy izao indray ny tatitra avy amin’ny Asa sosialy mikasika ny vola tamin’ny volana febroary 2010 Fiangonana’ i Jesoa Kristy eto Madagasikara Eglise de Jésus Christ à Madagascar Fitandremana Ambavahadimitafo Paroisse d’Ambavahadimitafo Asa sosialy : misokatra ho amin’ny fihainoana ny … Vakio
Tatitra Asa Sosialy 2009
Ny lahasa sy ny fandaniana nataon’ny Asa Sosialy teto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo nandritra ny taona 2009 Toy izao ny tatitra momba ny entimanana, ny lahasa ary ny fandaniana nataon’ny Asa Sosialy eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo nandritra ny taona 2009: I-Ny … Vakio
Tatitra vaomiera Sosialy – Jona 2009
Toy izao ny fanampiana nataon’ny Voamiera Sosialy tamin’ny volana Jona 2009 Tatitra avy amin’ny Mpandrindra ny Asa Sosialy eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo : VOLANA ANTONY VOLA JONA Sakafo ho an’ireo sahirana Ar 110.000 Fandoavana saram-pianarana Ar 55.000 Fanampiana olona hamorona … Vakio
Tatitry ny Vaomiera sosialy may 2009
Toy izao ny tatitry ny Vaomiera sosialy tamin’ny volana may 2009 Ireto avy ny fanampiana nataon’ny Vaomiera Sosialy tamin’ny volana May 2009 : Sakafo ho an’ireo sahirana (15*10000) => Ar 150 000 Fandoavana saram-pianarana : Ar 80 000 Fanampiana saran-dàlana … Vakio
Ny Asa Sosialy eto Ambavahadimitafo (ASAM)
Tsy nataon’ny apôstôly Paoly ambanin-javatra ny fanampiana ireo sahirana ka nanafarany ny Fiangonana tany Korinto I KORINTIANA 16:1,2 SY II KORINTIANA 9:12, 13 A. FANAMPIANA NY SAHIRANA Ny Soratra Masina no iorenan’ny fandaminana ao amin’ny Fiangonana “réformé”, ary anisan’izany ny … Vakio
