Sampan’asa

Sampana manana anjara asa manokana

Ny Asa Sosialy eto Ambavahadimitafo (ASAM)

Tsy nataon’ny apôstôly Paoly ambanin-javatra ny fanampiana ireo sahirana ka nanafarany ny Fiangonana tany Korinto I KORINTIANA 16:1,2 SY II KORINTIANA 9:12, 13 A. FANAMPIANA NY SAHIRANA Ny Soratra Masina no iorenan’ny fandaminana ao amin’ny Fiangonana “réformé”, ary anisan’izany ny … Vakio

Conférence momba ny fialàna amin’ny zava-pisotro mahamamo sy zava-mahadomelina

Conférence natao tao amin’ny Akany Ralibera tamin’ny 28 martsa lasa teo izay nataon’ny dokotera RAFARAMALALA Suzanne miasa ao amin’ny Toby FLM Ambohibao Daty: ALAHADY 28 Mars 2007 Toerana: Akany DANIEL RALIBERA Mpandahan-teny : Dokotera RAFARAMALALA Suzanne Miasa ao amin’ny Toby … Vakio

Fa maninona moa ny Fiangonana no mifady sy miady amin’ny fisotroana sy fidoroana

Famelabelarana nataon’dRavelomanantsoa Rivo, filohan’ny Rantsana Fanantenana Foibe FJKM tamin’ny Alahady 19 mars 2006 tao amin’ny Akany Ralibera Daniel Ny Mpandrindra RALAMBOMAHAY Mino no nitarika ny fotoana , notron’ny Mpitandrina RAKOTOARITSIFA. Natomboka tamin’ny vavaka ny fotoana sy teny fohy fanazavana momba … Vakio