-
Pejy mifandraika
-
Lahatsoratra farany
- Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- Fanokafana ny Jobily faha-150 taona
- Ekenareo ve ny andraisan-tanana ny Mpitandrina Rakotoniera Eric eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo?
- Mandringana sy mandevina ny ratsy Andriamanitra
- Fa Jesosy niteny mafy azy ka nanao hoe: Mangina ianao, ka mivoaha aminy. Ary ny demonia, nony namotraka azy teo afovoan’ny olona, dia nivoaka taminy, nefa tsy naharatra azy
Fanamarihana
- robena dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- Jean Raveloarison dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- Nadine ANDRIANAVALONA dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- RAKOTO dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- rabemananjara dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
Newsletter
Chargement...
Fifohazana
Alahady fanateram-bokatra ho an’ny Sampana Fifohazana ny 25 marsa 2012
Miarahaba antsika rehetra amin’ny anaran’i Tompo. Ny Sampana Fifohazana FJKM Ambavahadimitafo dia faly mampahafantatra anareo mpianakavin’ny finoana fa alahady fanateram-bokatra ho an’ny sampana ny 25 marsa 2012 ho avy izao. Ho fanamarihana izany dia : 1. hisy ny valopy vokatra … Vakio
Hiofana ny Fifohazana Synodam-paritany Antananarivo Atsinanana
Hotanterahana eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo ny fiofànan’ny Mpiandry sy ny Mpiomana eto amin’ny Synodam-paritany Atsinanana. Ny fotoana dia ny zoma 20 Novambra 2009 manomboka amin’ny 9h ary mifarana ny asabotsy 21 Novambra 2009 aorian’ny sakafo atoandro.
Vokatry ny Fifohazana faritra Avaratr’Andohalo
Hafatra avy amin’ny Synodam-paritany Antananarivo Atsinanana faritra Avaratr’Andohalo sampana Fifohazana mikasika ny Vokatra Ny birao sy ny komity mpandrindra ny sampana Fifohazana eto amin’ny faritra Avaratr’Andohalo dia mampahafantatra ny sampana fifohazana isam-pitandremana fa hisy ny iray volan’ny faritra Avaratr’Andohalo izay … Vakio
Famaranana ny jobily faha-15 taona
Fankalazana ny famaranana ny jobily faha-XV taonan’ny Sampana Fifohazana ny Alahady 22 Marsa 2009 nanomboka tamin’ny 2 ora sy sasany tao amin’ny Akany Daniel RALIBERA Isaorana anie Andriamanitra fa tontosa soa-aman-tsara ny fotoanan’ny alahady hariva namaranana ny fankalazana ny faha-XV … Vakio
