Diakona sy Loholona

Diakona sy Loholona

Lisitry ny Diakona voafidy hiasa ny taom-piasana 2012-2015

Indro atolotra anao ireo Diakona voafidy hiasa mandritra ny taom-piasana 2012-2015 eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo. Natokana ho isaky ny Sokajy misy azy moa izy ireo, izay nomena anarana vaovao manokana nohon’ny maha-fikambanana Masina azy ireo. Sokajy voalohany : ANTSO Vavy … Vakio

Fivorian’ny Sokajy II ny 27-02-2010

Ny Loholona sy Diakona ao amin’ny sokajy faha2 dia hanantanteraka ny fanomànana sy ny fiofànana ny asa ny 28 sy ny 7 Martsa 2010 amin’ny asabotsy 27 Febroary 2010 manomboka amin’ny 11h eny an-tokantranon’i Atoa Randriamahazomanana Jacquis mivady eny Alasora, … Vakio

Fivorian’ny Sokajy III ny 20-02-2010

Antsoina ny Loholona sy Diakona sokajy faha-3 fa hanantanteraka fitokonana ny asabotsy 20 febroary 2010 ao amin’ny Tobin’ny Masera MAMRE Ambavahadimitafo. Iriana indrindra ny ahatongavantsika amin’ny 7h45 amin’izany.

Fivorian’ny Sokajy IV ny 30-01-2010

Ilazana ny Loholona sy Diakona Sokajy Faha-4 fa hisy fivoriana hatao ny Sabotsy 30 Jaonoary 2009 amin’ny 10 ora sasany maraina eny amin’ny tokantranon’i Razafimahefa Jacquie Ambohinambo Talatamaty. Samia itondra sakafo antoandro sahaza

Fivorian’ny Sokajy III ny 30-01-2010

Ilazana ny Loholona sy Diakona Sokajy faha-3 fa hanatanteraka fivoriana izy ireo ny Sabotsy 30 Janoary 2010 amin’ny 09 ora maraina. Izany dia hotanterahina eny amin’ny tokantranon’i Rahaga Ramaholimihaso mivady eny Ambatobe. Izany moa dia fivoriana ifampiarahabana sy fanomanana ny … Vakio