-
Pejy mifandraika
-
Lahatsoratra farany
- Fisaorana an’Andriamanitra noho ny fahavitan’ny fanokanana mpitandrina
- Ny fanasan’ny Tompo dia maneho fa manatrika antsika ny Tompo
- Ary izy ireo naharitra tamin’ny fampianaran’ny Apostoly sy ny fiombonana sy ny famakiana ny mofo ary ny fivavahana
- Koa niara-nalevina taminy tamin’ny batisa ho amin’ny fahafatesana isika, mba ho tahaka ny nananganana an’i Kristy tamin’ny maty tamin’ny voninahitry ny Ray no handehanantsika kosa amin’ny fiainam-baovao
- Ary talanjona ny mino isan’ny voafora izay niaraka tamin’i Petera, satria nilatsaka tamin’ny jentilisa koa ny fanomezana, dia ny Fanahy Masina
Fanamarihana
- RAZANADRAKOTO Haritsima dans Toriteny 10 aprily 2011 : Raha misy manaraka Ahy ka tsy mankahala ny rainy sy ny reniny sy ny vadiny sy ny zanany sy ny rahalahiny sy ny anabaviny, eny, ary ny ainy koa aza, dia tsy azo ekena ho mpianatro izy
- ratefiarison tojo andriamahery dans Efa nomena Ahy ny fahefana rehetra any an-danitra sy ety an-tany; koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra
- poussin dans Ary izy ireo naharitra tamin’ny fampianaran’ny Apostoly sy ny fiombonana sy ny famakiana ny mofo ary ny fivavahana
- Herve dans Fanazàvana momba ny atao hoe Fanokanana mpitandrina
- poussin dans Fa raha izaho sy ny ankohonako kosa, dia hanompo an’i Jehovah izahay
Newsletter
Chargement...
Sampan’asa
Gazety natokana ho an’i pasitera Rakotoharintsifa Andrianjatovo

Namoaka laharana manokana natokana ho an’ny pasitera Rakotoharintsifa Andrianjatovo ny gazety Akon’Ambavahadimitafo. Amidy amin’ny vidiny 5000Ar moa izany gazety izany ary azonao raisina eto am-piangonana na koa any amin’i Ramatoa Ranaivoson Faramalala. Ny site web moa dia hamoaka ampahany amin’ireo … Vakio
Fivorian’ny Sokajy II ny 27-02-2010
Ny Loholona sy Diakona ao amin’ny sokajy faha2 dia hanantanteraka ny fanomànana sy ny fiofànana ny asa ny 28 sy ny 7 Martsa 2010 amin’ny asabotsy 27 Febroary 2010 manomboka amin’ny 11h eny an-tokantranon’i Atoa Randriamahazomanana Jacquis mivady eny Alasora, … Vakio
Tatitra Asa sosialy febroary 2010
Toy izao indray ny tatitra avy amin’ny Asa sosialy mikasika ny vola tamin’ny volana febroary 2010 Fiangonana’ i Jesoa Kristy eto Madagasikara Eglise de Jésus Christ à Madagascar Fitandremana Ambavahadimitafo Paroisse d’Ambavahadimitafo Asa sosialy : misokatra ho amin’ny fihainoana ny … Vakio
Gazety Takelaka Aina Vaovao
Mivoaka izao ny laharana volana Febroary 2010 amin’ny Gazety Akon’Ambavahadimitafo. Hisy koa ny gazety avoakan’ny Faculté de Théologie “Takelaka Aina Vaovao” ahitànao lahatsoratra mikasika an’i Pasteur Rakotoharintsifa Andrianjatovo. Ny vidin’izany gazety izany moa dia Ar 1000.
Fanasana avy amin’ny Tetik’asa mendrika hiara-paly
Ny Tetik’asa Mendrika dia faly manasa antsika hiara-paly sy hiara-hisakafo eo an-jaridaina ny alahady 21 Febroary 2010 aorian’ny fanompoam-pivavahana. Izany no atao dia ho fanatanterahantsika ny fampiarahabàna ny taona 2010. Manantena ny fahatongavantsika maro, samy mitondra ny sakafo sy fitaovam-pihinànany … Vakio
