Fikambanana

Hitanao ato ny lisitr’ireo mpikambana rehetra any anatin’ny fikambanana maro samihafa

Efa nivoaka ny gazety Akon’Ambavahadimitafo Janoary 2010

Ilazana isika fa efa nivoaka ny gazety laharana Janoary 2010 ka azontsika vidina eny amin’ny tompon’andraikitra izany.

Fivoahana an-tsaha SAMPATI XIII

Ny SAMPATI XIIIème Ambavahadimitafo dia nahavita ny Fivoahana an-tsaha ny 28 sy 29 Novambra 2009 teo tany Ambatomanga. Ny firaisankina nisy teo @ Komitin’ny faha-60 taona sy ny commissions maro (Oraganisation générale, Lieu, Cuisine, Transport, Activités, Uniforme) ary ny fifankatiavan’ny … Vakio

Tatitra Asa Sosialy 2009

Ny lahasa sy ny fandaniana nataon’ny Asa Sosialy teto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo nandritra ny taona 2009 Toy izao ny tatitra momba ny entimanana, ny lahasa ary ny fandaniana nataon’ny Asa Sosialy eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo nandritra ny taona 2009: I-Ny … Vakio

Hiofana ny Fifohazana Synodam-paritany Antananarivo Atsinanana

Hotanterahana eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo ny fiofànan’ny Mpiandry sy ny Mpiomana eto amin’ny Synodam-paritany Atsinanana. Ny fotoana dia ny zoma 20 Novambra 2009 manomboka amin’ny 9h ary mifarana ny asabotsy 21 Novambra 2009 aorian’ny sakafo atoandro.

Miara-mivavaka ao amin’ny MAMRE ny AMA isaky ny asabotsy fahatelo

Entanina hatrany ny mpikambana hamonjy ny fianaran-kira isaky ny asabotsy amin’ny 14h30 sy alahady amin’ny 15h. Eo ihany koa ny fiaraha-mivavaka fanao isaky ny asabotsy faha-telon’ny volana ao amin’ny MAMRE amin’ny 8h30. Ireo rehetra te-hiditra ho mpikambana dia raisina am-pitiavana … Vakio