-
Lahatsoratra farany
- Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- Fanokafana ny Jobily faha-150 taona
- Ekenareo ve ny andraisan-tanana ny Mpitandrina Rakotoniera Eric eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo?
- Mandringana sy mandevina ny ratsy Andriamanitra
- Fa Jesosy niteny mafy azy ka nanao hoe: Mangina ianao, ka mivoaha aminy. Ary ny demonia, nony namotraka azy teo afovoan’ny olona, dia nivoaka taminy, nefa tsy naharatra azy
Fanamarihana
- robena dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- Jean Raveloarison dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- Nadine ANDRIANAVALONA dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- RAKOTO dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- rabemananjara dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
Newsletter
Chargement...
Fikambanana
Niforona ny Vaomieran’ny Aim-panahy
- Misy vaomiera antsoina hoe Vaomieran’ny Aim-panahy mitsangana eto amin’ny Fjkm Ambavahadimitafo. Fanatanterahana karazana ” Tafika Masina” eto amin’ny faritra manodidina ny fiangonana no asa ho sahanina, ary amin’ny taona 2007 izy io no hanomboka hiasa. – Ny tanjona ho … Vakio
Firaisan’ny Dorkasy Telo Trano
Firaisan’ny Dorkasy Telo Trano Ambavahadimitafo, Ambohitantely, Avaratr’Andohalo Fanampiana : – Fiaraha-miombom-bavaka in-telo isan-taona – Fiaraha-mitsangatsangana – Fiarahana mihinana sakafo maivana – Fiarahana manefa ireo adidy maro samihafa – Faculté de Théologie Ambatonakanga – Faculté de Théologie Ivato Fampianarana – Sekoly … Vakio
Vokatry ny Sekolin’ny Tenin’Andriamanitra
Notanterahana tamin’ny alahady 6 mey 2007 teo ny fanaovambokatrin’ny STA (Sekolin’ny Tenin’Andriamanitra) hanomanana ny fizarana loka ho an’ny ankizy mpianatra. Fifaliana ho an’izy ireo tokoa izany satria dia izy no nanatanteraka izany fanateram-bokatra izany voalohany tamin’ny nifindrana tao amin’ny temploly … Vakio
Conférence momba ny fialàna amin’ny zava-pisotro mahamamo sy zava-mahadomelina
Conférence natao tao amin’ny Akany Ralibera tamin’ny 28 martsa lasa teo izay nataon’ny dokotera RAFARAMALALA Suzanne miasa ao amin’ny Toby FLM Ambohibao Daty: ALAHADY 28 Mars 2007 Toerana: Akany DANIEL RALIBERA Mpandahan-teny : Dokotera RAFARAMALALA Suzanne Miasa ao amin’ny Toby … Vakio
Fa maninona moa ny Fiangonana no mifady sy miady amin’ny fisotroana sy fidoroana
Famelabelarana nataon’dRavelomanantsoa Rivo, filohan’ny Rantsana Fanantenana Foibe FJKM tamin’ny Alahady 19 mars 2006 tao amin’ny Akany Ralibera Daniel Ny Mpandrindra RALAMBOMAHAY Mino no nitarika ny fotoana , notron’ny Mpitandrina RAKOTOARITSIFA. Natomboka tamin’ny vavaka ny fotoana sy teny fohy fanazavana momba … Vakio
