VFL

Vondrona fototra laika

Sarin’ny VFL vitsivitsy

Jereo eto ireo sary vitsivitsy nandritra ny fivorian’ny Vondrona Fototra Laika eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo Vakio

Fifampiarahabana taom-baovaon’ny Fivondronana Laika Foibe

Amin’ny Alahady 31 Janoary 2010 amin’ny 14h30 ao amin’ny FJKM Itaosy dia hisy fanompoam-pivavahana tarihin’ny sampana Fivondronana Laika Foibe mba ho fifampiarahabana noho ny taona vaovao 2010. Hisy ny fiarahana mandray ny Fanasan’ny Tompo amin’izany.

Fisaoarana avy amin’ny VFL noho ny fanaterambokatra 01 Novambra 2009

Hisaorana ny vahoakan’Andriamanitra tonga nanotrona ny Vondrona Fototra Laika (VFL) tamin’ny fanantanterahina ny voka-dehibe ny Alahady 01 Novambra 2009. Hisaorana isika rehetra ary ny voninahitra ho an‘Andriamnitra irery ihany . Ny Alahady 15 Novambra 2009 no hanaovana ny tatitra tamin’ny … Vakio

Mivory ny Tetik’asa Mendrika isaky ny Alahady faha-3 amin’ny 3 ora

Hanomboka ny Alahady 18 Oktobra 2009 ny fivoriana Mampahatsiahy hatrany ny mpikambana ao aminy ny Tetik’asa Mendrika fa manomboka indray ny fivoriana fanao isaky ny alahady faha-3 amin’ny 15h. Ka amin’ity volana ity dia ny Alahady 18 Oktobra 2009 no … Vakio

Sakafo karakarain’ny VFL ny 25 Oktobra 2009

Amin’ny alahady 25 oktobra 2009 ny fiaraha-misakafo karakarain’ny VFL ao amin’ny Akany Ralibera ary efa mivoaka ny karatra amin’izany koa manentana antsika am-pitiavana handray anjara mavitrika amin’ny fividianana ny karatra. Ny karatra dia hitantsika eny amin’ny mpikambana.