Lehibe

Fikambanana olon-dehibe

Lasa any Toamasina ny Dorkasy

Tsy eto an-toerana ny Dorkasy amin’izao alahady 20 Septambra 2009 izao fa manantanteraka ny fihaonam-be any Toamasina. Manana solon-tena maro isika lasa any amin’izany fihaonam-be izany.

Ahoana no hiatrehan’ny fianakaviana kristiana ny fahasarotam-piainana misy amin’izao fotoana izao?

Famelabelaran-kevitra ataon’ny FKTZo ny Alahady 22 Jolay 2007 ao amin’ny Akany RALIBERA Daniel Ambavahadimitafo Ny FKTZo, dia hanatanteraka famelabelaran-kevitra ny ALAHADY 22 JOLAY 2007 ao amin’ny Akany RALIBERA Daniel Ambavahadimitafo. Ny Mpitandrina, RAKOTOHARINTSIFA Andrianjatovo, no hamelabelatra ny loha-hevitra hoe : … Vakio

Fivoriam-ben’ ny Dorkasy eny Mahazoarivo

Hanatanteraka ny fivoriam-be ny Dorkasy ny Asabotsy 21 Jolay 2007 eny amin’ny FJKM Mahazoarivo. Hantsoina ny Dorkasy mba hanomana vako-drazana hatao mandritra ny fihinanana.

Firaisan’ny Dorkasy Telo Trano

Firaisan’ny Dorkasy Telo Trano Ambavahadimitafo, Ambohitantely, Avaratr’Andohalo Fanampiana : – Fiaraha-miombom-bavaka in-telo isan-taona – Fiaraha-mitsangatsangana – Fiarahana mihinana sakafo maivana – Fiarahana manefa ireo adidy maro samihafa – Faculté de Théologie Ambatonakanga – Faculté de Théologie Ivato Fampianarana – Sekoly … Vakio