-
Pejy mifandraika
-
Lahatsoratra farany
- Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- Fanokafana ny Jobily faha-150 taona
- Ekenareo ve ny andraisan-tanana ny Mpitandrina Rakotoniera Eric eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo?
- Mandringana sy mandevina ny ratsy Andriamanitra
- Fa Jesosy niteny mafy azy ka nanao hoe: Mangina ianao, ka mivoaha aminy. Ary ny demonia, nony namotraka azy teo afovoan’ny olona, dia nivoaka taminy, nefa tsy naharatra azy
Fanamarihana
- robena dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- Jean Raveloarison dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- Nadine ANDRIANAVALONA dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- RAKOTO dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- rabemananjara dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
Newsletter
Chargement...
FKTZO
Nanolotra fanomezana ho an’ny Lolohan’ny Fiangonana ny Sampana Tanora Zokiny
Isaorantsika ny Sampana Tanora Zokiny FJKM Ambavahadimitafo nikarakara sy nanolotra fanomezana ho fanampiana ireo lolohan’ny Fiangonana ny 23 Desambra 2010 nanomboka tamin’ny 9 ora maraina no nizarana izany tao amin’ny Akany Ralibera Daniel.
Fifampiarahabana taona 2010
Antsoina izy ireo sy izay maniry hanatevin-daharana ny fikambanana mba hanatrika ny fifampiarahabana izay atao ao amin’ny Akany ny asabotsy 27 Febroary 2010 amin’ny 15h. Hisy ny “échanges de cadeaux” sy ny fiarahabana ireo mpikambana feno 70 taona. Samy mitondra … Vakio
Ahoana no hiatrehan’ny fianakaviana kristiana ny fahasarotam-piainana misy amin’izao fotoana izao?
Famelabelaran-kevitra ataon’ny FKTZo ny Alahady 22 Jolay 2007 ao amin’ny Akany RALIBERA Daniel Ambavahadimitafo Ny FKTZo, dia hanatanteraka famelabelaran-kevitra ny ALAHADY 22 JOLAY 2007 ao amin’ny Akany RALIBERA Daniel Ambavahadimitafo. Ny Mpitandrina, RAKOTOHARINTSIFA Andrianjatovo, no hamelabelatra ny loha-hevitra hoe : … Vakio
