-
Pejy mifandraika
-
Lahatsoratra farany
- Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- Fanokafana ny Jobily faha-150 taona
- Ekenareo ve ny andraisan-tanana ny Mpitandrina Rakotoniera Eric eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo?
- Mandringana sy mandevina ny ratsy Andriamanitra
- Fa Jesosy niteny mafy azy ka nanao hoe: Mangina ianao, ka mivoaha aminy. Ary ny demonia, nony namotraka azy teo afovoan’ny olona, dia nivoaka taminy, nefa tsy naharatra azy
Fanamarihana
- robena dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- Jean Raveloarison dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- Nadine ANDRIANAVALONA dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- RAKOTO dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- rabemananjara dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
Newsletter
Chargement...
Vaomieran’ny aim-panahy
Averina ao amin’ny Akany Ralibera ny fotoam-bavaka isaky ny Alarobia hariva
Ny fanompoam-pivavahana fanaon’ny Vaomieran’ny Aim-panahy isaky ny Alarobia hariva amin’ny 5h30 dia haverina atao ao amin’ny Akany Ralibera Daniel. Ny antony moa dia : – tsy hoe miverin-dàlana hoe efa tato am-piangonana indray vao hiverina ho any fa lafiny ara-teknika … Vakio
Fitoriana an-kira miaraka amin’i Cristophe Ratrema
Ny Vaomieran’ny Aim-panahy dia manasa antsika hanatrika ny fitoriana an-kira ny alahady 13 Septambra 2009 amin’ny 9h izay hotronon’i Christophe Ratrema. Io alahady io dia natokana ho an’ny AFFA (Asa Fitoriana Filazantsara ho an’ny Ankizy sy ny zatovo).
Tantaran’i Joba sy ny fijalian’i Jesoa Kristy
Tantaran’i Joba sy ny fijalian’i Jesoa Kristy no nokarakarain’ny Vaomieran’ny Aim-panahy nandritra ny fotoam-pivavahana Alahady 05 avril 2009 maraina. Hita tao ny maha-izy azy an’i Joba, ny fitsapana nahazo azy ary ny fahafahany indray. Naseho teo an-kilan’izany ny fijaliana nahazo … Vakio
Fantatrao ve ny Vaomieran’ny Aim-panahy?
Ny faritra ety Ambavahadimitafo dia tena azo lazaina hoe faritra mena (zone rouge). Ety no ivarotana ny rongony, betsaka ny mpivaro-tena, be dia be ny fanambadiana tsy vita ara-dàlana sy ny ady any an-tokan-trano tsy mety voaravona… Ny Vaomieran’ny Aim-panahy … Vakio
Fanasana tongotra sy fandraisana ny Fanasan’ny Tompo amin’ny fomba hafa ary tantaran’i Joba an-tsehatra
Amin’ny Alahady 05 Avril 2009 dia Alahadin’ny Sampan-drofia izay fidiran’ny fiangonana kristiana rehetra amin’ny fiombonana fahoriana amin’i Jesoa Kristy. Amin’io alahady 05 avril 2009 io, eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo, dia hisy tantara an-tsehatra, tantaran’i Joba izay karakarain’ny Vaomiera Aim-panahy. Kanefa … Vakio
