-
Pejy mifandraika
-
Lahatsoratra farany
- Fisaorana an’Andriamanitra noho ny fahavitan’ny fanokanana mpitandrina
- Ny fanasan’ny Tompo dia maneho fa manatrika antsika ny Tompo
- Ary izy ireo naharitra tamin’ny fampianaran’ny Apostoly sy ny fiombonana sy ny famakiana ny mofo ary ny fivavahana
- Koa niara-nalevina taminy tamin’ny batisa ho amin’ny fahafatesana isika, mba ho tahaka ny nananganana an’i Kristy tamin’ny maty tamin’ny voninahitry ny Ray no handehanantsika kosa amin’ny fiainam-baovao
- Ary talanjona ny mino isan’ny voafora izay niaraka tamin’i Petera, satria nilatsaka tamin’ny jentilisa koa ny fanomezana, dia ny Fanahy Masina
Fanamarihana
- RAZANADRAKOTO Haritsima dans Toriteny 10 aprily 2011 : Raha misy manaraka Ahy ka tsy mankahala ny rainy sy ny reniny sy ny vadiny sy ny zanany sy ny rahalahiny sy ny anabaviny, eny, ary ny ainy koa aza, dia tsy azo ekena ho mpianatro izy
- ratefiarison tojo andriamahery dans Efa nomena Ahy ny fahefana rehetra any an-danitra sy ety an-tany; koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra
- poussin dans Ary izy ireo naharitra tamin’ny fampianaran’ny Apostoly sy ny fiombonana sy ny famakiana ny mofo ary ny fivavahana
- Herve dans Fanazàvana momba ny atao hoe Fanokanana mpitandrina
- poussin dans Fa raha izaho sy ny ankohonako kosa, dia hanompo an’i Jehovah izahay
Newsletter
Chargement...
Asa fitoriana
Hahemotra amin’ny 21 Mars 2010 ny famaranana ny faha-25 taonan’ny AFFA
Isaorana Andriamanitra lehibe fa tanteraka ny Vokatra izay nataon’ny Sampana AFFA ny alahady 7 Febroary 2010. Isaorana ihany koa isika rehetra izay nandray anjara tamin’izany, Andriamanitra manan-karem-pahasoavana anie hamaly fitia anareo. Araka ny fivoriana tamin’ny heriny tamin’ny firaisan’ny sampana dia … Vakio
Hamarana ny faha-25 taonan’ny AFFA
Ny faha 28 Febroary 2010 dia amarana ny fankalazana ny faha 25 taonany ny AFFA. Koa manasa antsika izy ireo hiara hiombom-bavaka amin’io alahady io. Mbola misy hatrany ny fandraisana ny ankizy vaovao izay te hiditra amin’ny sampana
Averina ao amin’ny Akany Ralibera ny fotoam-bavaka isaky ny Alarobia hariva
Ny fanompoam-pivavahana fanaon’ny Vaomieran’ny Aim-panahy isaky ny Alarobia hariva amin’ny 5h30 dia haverina atao ao amin’ny Akany Ralibera Daniel. Ny antony moa dia : – tsy hoe miverin-dàlana hoe efa tato am-piangonana indray vao hiverina ho any fa lafiny ara-teknika … Vakio
Hanantanteraka “la retraite” ny mpiandraikitra AFFA
Toy ny fanao isan-taona dia hanantanteraka “la retraite” na “fisintonan’ny mpiandraikitra” ny mpiandraikitra ao amin’ny AFFA ny 27, 28, 29 Novambra 2009. Ny toerana hanaovana izany dia eny Betela Ambohimangakely, izany dia hanasàna ny mpiandraikitra rehetra. Ny mpiofana ho mpiandraikitra … Vakio
Fisaoarana avy amin’ny AFFA noho ny fety 25 Oktobra 2009
Ny sampana AFFA dia maneho fisaorana antsika ray aman-dreny , ny MAMRE , ny mpitandrina mpanampy tamin’ny fanantanterahana ny fety famaranana izay natao ny 25 oktobra 2009 , Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly fitioa anareo . Ny sampana AFFA dia … Vakio
