-
Pejy mifandraika
-
Lahatsoratra farany
- Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- Fanokafana ny Jobily faha-150 taona
- Ekenareo ve ny andraisan-tanana ny Mpitandrina Rakotoniera Eric eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo?
- Mandringana sy mandevina ny ratsy Andriamanitra
- Fa Jesosy niteny mafy azy ka nanao hoe: Mangina ianao, ka mivoaha aminy. Ary ny demonia, nony namotraka azy teo afovoan’ny olona, dia nivoaka taminy, nefa tsy naharatra azy
Fanamarihana
- robena dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- Jean Raveloarison dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- Nadine ANDRIANAVALONA dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- RAKOTO dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- rabemananjara dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
Newsletter
Chargement...
Volana sy Kintana
Krismasim-paritra 2010 Sampana STA sy Volana sy Kintana
Hisy ny krismasim-paritra izay atao ao amin’ny FJKM Ambohitantely ny alahady 21 Febroary 2010 manomboka amin’ny 14h izay handraisan’ny Sampana STA ary Volana sy Kintana anjara. Noho izany hisy ny famerenana ny alarobia 17 Febroary 2010 sy ny asabotsy 20 … Vakio
Efa mianatra Fety krismasy izao ny ankizy
Ny STA sy ny STK ary ny Volana sy Kintana dia manao izao filazana izao fa manomboka ny alahady 18 Oktobra 2009 isaky ny amin’ny 2:30 tolakandro ny fianarana ny Fety krismasy. Koa manentana ny Ray aman-dreny mba handefa ny … Vakio
Hitsangatsangana ny Volana sy Kintana ny Sabotsy 31 Oktobra 2009
Fotoana hiarahana amin’ny ankizy afa-panadinana Antsoina isika mpikambana ao amin’ny Volana sy Kintana fa amin’ny sabotsy 31 oktobra 2009 izao dia hisy fitsangatsanganana miaraka amin’ireo ankizy afa-panadinana. Ny fandraisan’anjara dia Ar 4000, tsy mitondra sakafo fa mitondra fitaovam-pihinanana sy rano … Vakio
