STA

STA na Sekolin’ny Tenin’Andriamanitra; sekoly alahady

Fiofanana momba ny fampianarana Sekoly Alahady

Ny Sampana sakoly alahady eo anivon’ny synodam-paritany Antananarivo Atsinanana dia mampatsiahy an’ireo mangetaheta sy maniry hampianatra sekoly alahady fa hisy ny fiofanana amin’ny sabotsy 26 Septambra 2009 amin’ny 9h30 ka hatramin’ny 15h ao amin’ny FJKM Ankadindambo Famonjena. Hisy ihany koa … Vakio

Ny adidin’ny Sekolin’ny Tenin’Andriamanitra

Ny adidin’ny Mpitandrina : – mampianatra sy manofana ny mpampianatra – manara-maso ny ankizy rehetra tokony hianatra Sekoly alahady Ny adidin’ny Ray aman-dreny : – nanaiky teo anatrehan’Andriamanitra sy ny Fiangonana fa “hampiditra ny zanany hianatra Sekoly alahady” – mampirisika … Vakio

Vokatry ny Sekolin’ny Tenin’Andriamanitra

Notanterahana tamin’ny alahady 6 mey 2007 teo ny fanaovambokatrin’ny STA (Sekolin’ny Tenin’Andriamanitra) hanomanana ny fizarana loka ho an’ny ankizy mpianatra. Fifaliana ho an’izy ireo tokoa izany satria dia izy no nanatanteraka izany fanateram-bokatra izany voalohany tamin’ny nifindrana tao amin’ny temploly … Vakio