Fiainana kristianina

Lahatsoratra mahakasika ny fiainanam-panahy

Noely fitoviana

neige

Na aiza na aiza tany onenan’olombelona Dia tsaroana ho faly sy tonga velombelona Manan-kery vao sy aina tafaverina Rehefa ny Noely no indro mitsingerina Ny tany tia masoandro toa mainka mibaliaka Mamelam-boninkazo ravo sy sariaka… Ny Mponina ao, jereo, na … Vakio

Toriteny : Ny fanjakan’Andriamanitra

noel450

Ho an’izay rehetra malala eo imason’Andriamanitra sady voantso no masina. Ho aminareo anie ny fahasoavan’i Jesoa Kristy Tompontsika ! Amena . Ny basileia qeou na  h basileia twn Ouranwn  izay miverina in-122 ao amin’ny Filazantsara ary in-99 ao amin’ny Synoptika dia fanantanterahana … Vakio

Krismasy 2010 :-)

naissance-Jesus

Amin’izao fahatongavan’ny fetin’ny Noely izao dia faly izahay ekipan’ny site web miarahaba anao sahady nahatratra ny Noely ary mirary fety sambatra ho anao. Ny fiadanan’ny Tompo anie hitoetra ao aminao. Enga anie hitondra aina vao ho anao izao fahatsiarovantsika ny … Vakio

19 desambra 2010 – Advento IV

Isaia 9: 1-6; Jaona 16:25-33; I Timoty 2: 1-7.
Ny olona izay mandeha amin’ny maizina dia mahita mazava lehibe; Izay mitoetra amin’ny tany aloky ny fahafatesana no iposahan’ny mazava. Vakio

12 desambra 2010 – Advento III

Joba 22 : 21-30 ; Matio 24 : 45 -51; Asan’ny Apostoly 9 : 19b-31.
Matio 24: 46 Sambatra izany mpanompo izany, raha avy ny tompony ka hahita azy manao izany. Vakio