Fiainana kristianina

Lahatsoratra mahakasika ny fiainanam-panahy

Ary izy ireo naharitra tamin’ny fampianaran’ny Apostoly sy ny fiombonana sy ny famakiana ny mofo ary ny fivavahana

Toriteny tamin’ny alahady 13 novambra 2011. Nangalana ny hafatr’Andriamanitra tao amin’ny Asan’ny Apostoly 2 : 42 “Ary izy ireo naharitra tamin’ny fampianaran’ny Apostoly sy ny fiombonana sy ny famakiana ny mofo ary ny fivavahana.” Ity volana novambra ity dia natokan’ny … Vakio

Koa niara-nalevina taminy tamin’ny batisa ho amin’ny fahafatesana isika, mba ho tahaka ny nananganana an’i Kristy tamin’ny maty tamin’ny voninahitry ny Ray no handehanantsika kosa amin’ny fiainam-baovao

Alahady 30 oktobra 2011 : alahady hanamarihan’ny fiangonana protestanta manerana izao tontolo izao ny fanitsiam-pivavahana; hitondrana am-bavaka ny maha-protestanta. Ny maha-protestanta antsika dia ny fiainantsika ny tenin’Andriamanitra, ny fanamboniantsika ny Soratra Masina ho ambony noho ny fampianarana rehetra ary izany … Vakio

Ary talanjona ny mino isan’ny voafora izay niaraka tamin’i Petera, satria nilatsaka tamin’ny jentilisa koa ny fanomezana, dia ny Fanahy Masina

Alahady 23 oktobra 2011 : alahadin’ny Fifohazana manerana ny sahan’ny FJKM; fandaharana iraisana no atao amin’izany. Mbola ao anatin’ny iray volana hibanjinan’ny FJKM ny lohahevitra hoe : Mampiorina antsika ao amin’ny Tompo ny batisa Ny mpitandrina Rakotoniera Christian Eric no … Vakio

Efa nomena Ahy ny fahefana rehetra any an-danitra sy ety an-tany; koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra

Ny mpitandrina Rakotoniera Christian Eric no nitondra ny hafatr’Andriamanitra tamin’ny alahady 02 Oktobra 2011. Ny filazantsaran’i Matio 28 : 16 – 20 no nangalana ny hafatr’Andriamanitra tamin’izany : 16 Ary ny mpianatra iraika ambin’ny folo lahy dia nankany Galilia, ho … Vakio

Fa raha izaho sy ny ankohonako kosa, dia hanompo an’i Jehovah izahay

Toriteny nentin’ny mpitandrina miza-draharaha Rabenarivelo Hery Tahiana tamin’ny alahady 25 septambra 2011. Ny tenin’ny Soratra Masina izay nangalana ny hafatra avy amin’Andriamanitra tamin’izany dia ny tao amin’ny Josoa 24 : 15 : 15 Nefa raha tsy sitrakareo ny hanompo an’i … Vakio