Notanterahana tamin'ny alahady 6 mey 2007 teo ny fanaovambokatrin'ny STA (Sekolin'ny Tenin'Andriamanitra) hanomanana ny fizarana loka ho an'ny ankizy mpianatra.
Fifaliana ho an'izy ireo tokoa izany satria dia izy no nanatanteraka izany fanateram-bokatra izany voalohany tamin'ny nifindrana tao amin'ny temploly nohavaozina.
Publié le 11/05/2007
Recommander cet article à un ami | Voir toutes les news sur STA[ Soyez le premier à commenter cet article ] |