Forum

Forum  »  www.fjkm-ambavahadimitafo.info  »  Tsy tokony hatao sampana mitokana mihitsy ve ny Antoko Mphira eo anivon'ny FJKM ?

Déposé le 12/02/2010 à 07:43:09 par beloha33

Izaho dia mpikambana amin'ny antoko mpihira iray eto amin'ny sinaodam-paritany andrefana, ankehitriny maro ny chorale no tsy mitambatra amin'ny STK, nefa ny rafitra dia milaza fa zana-tsampana ny chorale.

Amin'izao fotoana izao tsy tokony efa hanana ny statut manokana ve ny chorale eo anivon'ny FJKM Foibe izany hoe atao sampana mitokana amin'izay?

Mba lazao hoe ny hevitrareo.

Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis