Rihana

Actualités

Toe-bolan'ny rihana Avril 2008

Hitanao ato ny toe-bolan'ny rihana tamin'ny volana Avril 2008

Ny vola an-tànana tamin'ny volana avril dia Ar 6 736 735.

Ny totalin'ny ezaka efa vita kosa dia Ar 148 102 065.

Ny totalin'ny ezaka amin'ny famerenana ny vola izay nindramina kosa dia Ar 36 000 000.

Koa manentana antsika hatrany amin'ny fandraisantsika anjara amin'izany ezaka hiombonana izany, ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany.

Publié le 04/05/2008 

Recommander cet article à un ami   |   Voir toutes les news sur Rihana

[ Soyez le premier à commenter cet article ]

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis