Asa sosialy

Actualités

Tatitry ny Vaomiera sosialy

Toy izao ny tatitry ny Vaomiera sosialy tamin'ny volana may 2009

Ireto avy ny fanampiana nataon'ny Vaomiera Sosialy tamin'ny volana May 2009 :

  • Sakafo ho an'ireo sahirana (15*10000) => Ar 150 000
  • Fandoavana saram-pianarana : Ar 80 000
  • Fanampiana saran-dàlana : Ar 2 000
  • Fanampiana fanafody : Ar 7 000
  • Fanampiana sahirana mandalo : Ar 3 000
  • Fanampiana olona jamba : Ar 10 000

Totaliny : Ar 252 000

Isaorana hatrany ny fandraisantsika anjara, ary ampahatsiahivina isika fa raisina avokoa izay endrika fanampiana rehetra azo atao :

  • toro-làlana sy toro-hevitra
  • zavatra (fitafiana olon-dehibe sy fitaovam-pianarana...)
  • asa aman-draharaha (tolotra sy tinady)
  • vola izay harotsaka avy hatrany amin'ny Kaontin'ny FJKM Ambavahadimitafo

Fanamarihana :
Ny mpiandraikitra ny asa sosialy dia azo ifandraisana isaky ny Alahady maraina ary koa amin'ny telefaonina laharana 22 540 16

RAONISON Mamy,
Mpandrindra ny asa sosialy

Publié le 18/06/2009 

Recommander cet article à un ami   |   Voir toutes les news sur Asa sosialy

[ Soyez le premier à commenter cet article ]

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis