Rihana

Actualités

Tatitra ara-bolan'ny rihana - 30 Novambra 2008

Famintinana ny toe-bolan'ny rihana ny 30 Novambra 2008

Toy izao indray ny famintinana ny toe-bolan'ny rihana tamin'ny 30 Novambra 2008 :

Ny totalin'ny ezaka efa vita dia Ar 181 491 909; ary raha ny eo an-tànana kosa dia Ar 16 425 94

Ny totalin'ny vola nampindramina, izay mbola haverin'ny fiangonana izany dia mitentina Ar 26 000 000.

Marihina fa ny Alahady 30 Novambra 2008 teo no nanaovana ny sakafom-pifaliana teny amin'ny Espace Jeanni eny Anosy Avaratra, izay nokarakarain'ny Komity, ho fanampiana amin'ny ezaka famerenam-bola indrindra.

» Voir le document annexe (état,rapport,détails...)

Publié le 06/12/2008 

Recommander cet article à un ami   |   Voir toutes les news sur Rihana

[ Soyez le premier à commenter cet article ]

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis