Asa sosialy

Actualités

Tatitra Febroary 2010 av amin'ny Asa sosialy eto Ambavahadimitafo

Toy izao indray ny tatitra avy amin'ny Asa sosialy mikasika ny vola tamin'ny volana febroary 2010

Fiangonana' i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Eglise de Jésus Christ à Madagascar

Fitandremana Ambavahadimitafo

Paroisse d'Ambavahadimitafo

Asa sosialy :

misokatra ho amin'ny fihainoana ny hafa tra-pahasahiranana

ho amin'ny fifampidinihana aminy

ary ho amin'ny fanohanana sy fanolorana azy tantsoroka

Action sociale :

§  ouverture à l'écoute de l'autre en difficulté,

§  à la pratique du dialogue

§  et de l'accompagnement

I Ny entimanana - Les ressources

Taona

2010

Fanamarihana

Fanomezana avy @Fiangonana -Allocations de la Paroisse

Ar 330.000

Voasoratra ao amin'ny tetibolan'ny Fiangonana - Inscrit au budget de la Paroisse

 Fanomezana avy @ Olona tsirairay Contributions particulières

Ar 10.000

Raki-pisaorana - Fanomezana avy eto an-toerana sy avy any ivelany - Actions de grâce et Dons sur place et de l'extérieur

Vonjy nindramam-bola Secours remboursable

 

Namidy fanafody - Pour achat de médicaments

Tambatra Total

 

 

 

II - Endriky ny Lahasa sy ny fandaniana 2010- Nature des dépenses occasionnées par les activités 2009

Taona

2010

Fanamarihana

Nividianana sakafo isam-bolana ho any fianakaviana vitsivitsy sahirana Achat mensuel de nourriture pour  quelques familles nécessiteuses (Janoary/Febroary)

Ar 260.000

Ariary no sandam-bola ampiasaina

Chiffres libellés en Ariary

Fitsaboana (fanafody, sakafo, solomaso)

  Frais médicaux  (médicaments, nourriture, lunettes)

 

Ar 28.000

 

Saram-pianarana (kojakoja, ekolazy) Frais de scolarité (fournitures, écolage)

Ar 20.000

 

Fanampiana noho ny fahafatesana Frais occasionnés par un décès

Ar 20.000

 

Fikarakarana zokiolona tsy manam-piahy Assistance à des personnes âgées sans soutien

Ar

 

Fanampiana mpitandrina misotro ronono sy mpianatra mpitandrina/ ny fianakaviany

Secours pour pasteurs retraités et étudiants  de la Faculté de théologie/ famille

Ar 140.000

 

Fangatahana fanampiana avy @ fiangonana fjkm sahirana Secours sur demande de paroisse en difficulté

 

 

Fanampiana ireo sahirana @ hofan-trano Secours pour loyers impayés

 

 

Fanarenana trano simba noho ny rivo-doza Réhabilitation  suite dégâts cycloniques

Ar

 

Fanampiana tsy an'asa (varotra kely , hody lavitra)  Soutien pour création d'emploi( petits commerces ou frais de transport)

Ar 80.000

 

 Fanampiana  katekomena sahirana Allocations pour cathécuménes en difficultés

Ar

 

Samihafa /  Fanampiana vola Divers / secours en espèces

Ar 29.000

 

 Fikarakarana Zaza kamboty (cantine, fitaovana...) Accueil d'enfants orphelins (cantine, fournitures...)

Ar

 

Fanampiana ho an'ny Voafonja

Ar

 

Famerenam-bola

Ar

 

Tambatra  - Total

Ar

 

Antananarivo, faha 7 Febroary 2010

 

Publié le 22/02/2010 

Recommander cet article à un ami   |   Voir toutes les news sur Asa sosialy

[ Soyez le premier à commenter cet article ]

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis