Asa sosialy

Tatitra Asa Sosialy 2009

Ny lahasa sy ny fandaniana nataon'ny Asa Sosialy teto amin'ny FJKM Ambavahadimitafo nandritra ny taona 2009

Toy izao ny tatitra momba ny entimanana, ny lahasa ary ny fandaniana nataon'ny Asa Sosialy eto amin'ny FJKM Ambavahadimitafo nandritra ny taona 2009:

I-Ny entimanana - Les ressources

Taona

2009

Fanamarihana

Fanomezana avy @Fiangonana -Allocations de la Paroisse

Ar 3.190.000

Voasoratra ao amin'ny tetibolan'ny Fiangonana - Inscrit au budget de la Paroisse

 Fanomezana avy @ Olona tsirairay Contributions particulières

Ar 1.687.000

Raki-pisaorana - Fanomezana avy eto an-toerana sy avy any ivelany - Actions de grâce et Dons sur place et de l'extérieur

Vonjy nindramam-bola Secours remboursable

Ar 90.000

Namidy fanafody - Pour achat de médicaments

Tambatra Total

Ar 4.967.000

 

 

II - Endriky ny Lahasa sy ny fandaniana 2009- Nature des dépenses occasionnées par les activités 2009

Taona

2009

Fanamarihana

Nividianana sakafo isam-bolana ho ana fianakaviana vitsivitsy sahirana Achat mensuel de nourriture pour  quelques familles nécessiteuses

 

Ar 1.405.000

Ariary no sandam-bola ampiasaina

 

Chiffres libellés en Ariary

Fitsaboana (fanafody, sakafo, solomaso)

  Frais médicaux  (médicaments, nourriture, lunettes)

 

Ar 288.700

 

 

Saram-pianarana (kojakoja, ekolazy) Frais de scolarité (fournitures, écolage)

Ar 727.000

 

Fanampiana noho ny fahafatesana Frais occasionnés par un décès

Ar 90.000

 

Fikarakarana zokiolona tsy manam-piahy Assistance à des personnes âgées sans soutien

Ar 60.000

 

Fanampiana mpitandrina misotro ronono sy mpianatra mpitandrina/ ny fianakaviany

Secours pour pasteurs retraités et étudiants  de la Faculté de théologie/ famille

Ar 30.000

 

Fangatahana fanampiana avy @ fiangonana fjkm sahirana Secours sur demande de paroisse en difficulté

 

 

Fanampiana ireo sahirana @ hofan-trano Secours pour loyers impayés

 

 

Fanarenana trano simba noho ny rivo-doza Réhabilitation  suite dégâts cycloniques

Ar 1.170.000

 

Fanampiana tsy an'asa (varotra kely , hody lavitra)  Soutien pour création d'emploi( petits commerces ou frais de transport)

Ar 625.000

 

 Fanampiana  katekomena sahirana Allocations pour cathécuménes en difficultés

Ar 120.000

 

Samihafa /  Fanampiana vola Divers / secours en espèces

Ar 183.400

 

 Fikarakarana Zaza kamboty (cantine, fitaovana...) Accueil d'enfants orphelins (cantine, fournitures...)

Ar 20.000

 

Fanampiana ho an'ny Voafonja

Ar 20.000

 

Famerenam-bola

Ar 90.000

 

Tambatra  - Total

Ar 4.829.100

 




Antananarivo, faha 24 Desambra 2009

 

 

Publié le 05/01/2010 

Recommander cet article à un ami

[ Soyez le premier à commenter cet article ]

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis