Fiangonana

Taratasy avy amin'ny Departemantan'ny fiangonana avy amin'ny FJKM

Fitondrana am-bàvaka ny firenena

Ho fitondràna am-bavaka ny firenena dia mampahafantatra antsika ny Foibe fa hisy fanompoam-pivavahana izay karakarainy ao amin'ny FJKM Avaratr'Andohalo ny ALAROBIA 3 JONA 2009, manomboka amin'ny 6ora hariva ka hatramin'ny 7ora hariva.


Eo anatrehan'izany dia manentana antsika fiangonana ety amin'ny manodidina mba ho tonga maro hifanotrona amin'izany fanompoam-pivavahana izany ho fiombonan-tsika eo anatrehan'ny Tompo.

Publié le 02/06/2009 

Recommander cet article à un ami

[ Soyez le premier à commenter cet article ]

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis