Nahatanteraka Tafika masina 2 ny AFFA (Asa Fitoriana Filazantsara ho an'ny Ankizy sy ny zatovo) :
a) Ambohidanerana (Anjozorobe) ny 03 ka hatramin'ny 07 Aout 2006.
Mpiandraikitra AFFA = 32 .
Ankizy nampianarina avy eny an-toerana = 180.
Ny asa tamin'ity dia fanohizana ny asa natao tamin'ny 2004.
Ny lohahevitra dia "Fitomboana ao amin'ny Tompo". Nisy ny fiofanana tamin'ny mpampiantra Sekoly Alahady tany an-toerana.
Tratra ny tanjona. Nitombo tsara ny olona nanolon-tena tamin'ny 2004: afaka nijoro vavolombelona - efa mamaky baiboly
b) Antambolo (Mahitsy) ny 30 Aout 2006 ka hatramin'ny 02 Septembre 2006
Mpiandraikitra AFFA = 12 .
Ankizy = 90
Ny lohahevitra dia "Jesoa no làlana sy fahamarinana ary fiainana Jao 14,6"
Mafy ny asa. Nisy ny fanakorontanana sy fandrebirebena ny ankizy, nefa noho ny fitahian'ny Tompo dia tanteraka ny asa.
Maro ny olona nanolontena ho an'ny Tompo
| Commentaires | Déposé le |
[ Soyez le premier à commenter cet article ] | |