AFFA

Tafika masina roa : Ambohidanerana sy Antambolo

Tohin'ny fitoriana natao tamin'ny 2004

Nahatanteraka Tafika masina 2 ny AFFA (Asa Fitoriana Filazantsara ho an'ny Ankizy sy ny zatovo) :


a) Ambohidanerana (Anjozorobe) ny 03 ka hatramin'ny 07 Aout 2006.
Mpiandraikitra AFFA = 32 .
Ankizy nampianarina avy eny an-toerana = 180.

Ny asa tamin'ity dia fanohizana ny asa natao tamin'ny 2004.

Ny lohahevitra dia "Fitomboana ao amin'ny Tompo". Nisy ny fiofanana tamin'ny mpampiantra Sekoly Alahady tany an-toerana.

Tratra ny tanjona. Nitombo tsara ny olona nanolon-tena tamin'ny 2004: afaka nijoro vavolombelona - efa mamaky baiboly

b) Antambolo (Mahitsy) ny 30 Aout 2006 ka hatramin'ny 02  Septembre 2006

Mpiandraikitra AFFA = 12 .
Ankizy = 90

Ny lohahevitra dia  "Jesoa no làlana sy fahamarinana ary fiainana Jao 14,6"
Mafy ny asa. Nisy ny fanakorontanana sy fandrebirebena ny ankizy, nefa noho ny fitahian'ny Tompo dia tanteraka ny asa.

Maro ny olona nanolontena ho an'ny Tompo

Publié le 13/05/2007 

Recommander cet article à un ami

[ Soyez le premier à commenter cet article ]

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis