Fiangonana

Sakafo ho famerenana ny vola nindramina nanampiana ny Fiangonana Sud-Ambohipo

Ny Komitin'ny fanohanana ny fiangonana Sud-Ambohipo dia manomana sakafo ho famerenana ny vola nindramina nentina nanampiana izany fiangonana izany, izay hatao ny Alahady 07 febroary 2010, izay hanasana sy hanentanana antsika rehetra handray anjara amin'izany. 

Entanina ny Komity amin'ny fivoriana hatao ny Alarobia 27 Janoary 2010 eny amin'ny tokantranon'i Harifera mivady eny Ambatoroka amin'ny 5 ora.

Publié le 27/01/2010 

Recommander cet article à un ami

[ Soyez le premier à commenter cet article ]

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis