Vaovao

Vatsim-panahy

Filazana

Tetik'asa

STK Foibe: famaranana ny fankalazana ny faha-35 taona ny 28 nov 2009 (28/11/2009)

Antsoina ny mpikambana ao amin'ny STK ho tonga hanatrika ny famaranana ny faha-35 taona ny STK Foibe ao amin’ny FJKM Isotry Fitiavana ny Asabotsy 28 Novambra 2009.


Ny fotoana dia eo amin’ny vavahadin’ny Fiangonana amin’ny 9.15 ora. Ny fivoriana manaraka dia amin’io asabotsy io ao amin’ny Akany amin’ny 3 ora, ary ny hariva mamerina ny fanomana ny Krismasy ato am-piangonana.

Isika samy isika
antso sy filazana


nodimandry