Antsoina ny mpiandraikitra tranainy sy izay rehetra nandalo fanabeazana Skoto teto amin’ny XIII Ambavahadimitafo ho tonga hanatrika ny fivoriana izay hatao ny Alahady 12 Jolay 2009 ao amin’ny Local Scout ho fanomanana ny Jobily fankalazana ny faha-60 taonan’ny fikambanana