Ny atao hoe : "RECYCLAGE PASTORALE", dia fanofanana ny Mpitandrina.
Toy izao ny voalazan’ny “FITSIPIKY NY F.J.K.M.” (pejy faha-84):
And. 155 : Ho fanolokoloana sy ho fitaizana ny Mpitandrina amperin'asa dia :
Amin'ity taona 2007 ity dia manatanteraka io fiofanana io ny mpitandrina rehetra ka isaky ny Synodamparitany no hanatanterahana izany, ary ny ny Birao Foibe F.J.K.M. no maniraka ireo MPAMPIOFANA isaky ny toeram-piofananana.
Ho antsika eto amin'ny Synodamparitany Antananarivo Atsinanana, dia ho tanterahina any AMBATOMANGA io fanofanana ny Mpitandrina amperin'asa amin'ny volana Aogositra 2007.
Andriamatoa RAKOTOHARINTSIFA Andrianjatovo, Mpitandrina eto amin'ny fiangonana FJKM Ambavahadimitafo, dia hirahin'ny Birao Foibe F.J.K.M. hampiofana any amin'ny Synodamparitany "Vavahadin'ny Filazantsara"- Toamasina.
Tiana ho marihina fa tsy ny Mpitandrina amperin'asa ihany no omena fiofanana ara-potoana ato amin'ny F.J.K.M., fa mahazo izany koa, amin'ny fotoany avy, ny:
| Commentaires | Déposé le |
[ Soyez le premier à commenter cet article ] | |
Ireo safidin'ny mpamaky