Vaovao

Vatsim-panahy

Filazana

Tetik'asa

Rabemanantsoa Ravo sy Razakanirina Hanitriniaina (01/08/2009)

Atoa Rabemanantsoa Andrianaivo mivady

Mme Veuve Randrianomanana Philippe

Atoa Razakanirina Daniel mivady

Dia faly mampandre anareo ny fanamasinana ny fanambadian’ny zafiny, zanany

RABEMANANTSOA Ravo sy RAZAKANIRINA Hanitriniaina

izay hotanterahina ny Asabotsy 1 aogositra amin’ny 10.00 ora maraina ao amin’ny FJKM Tranovato Ambohimalaza firaisana.

Isika samy isika
antso sy filazana


nodimandry