AMA

Actualités

Répétition Gospel teny Ambatofotsy Avaradrano

Famerenana ho amin'ny Concert de Noel Gospel nataony tamin'ny 23 desambra 2007 teo

Teny an-tokantranon'ny mpikambana ihany no notanterahin'ny AMA ny famerenana ho amin'ny Concert de Noel Gospel nataony tamin'ny 23 desambra 2007 teo.

Sady famerenana ny hira moa io, no fiaraha mikorana sy mifaly; anefa tsy hadino ny fandalinam-pinoana ho fanomanana ny Concert izay natao.

Nisy ihany koa ny fijerevana ny clip vidéo mirakitra ireo hira izay natao. Sangan'asan'i Kirk Franklin,Edwin Hawkins sy ny maro hafa moa no nataon'ny AMA nanomboka tamin'ny Noel 2006 teo, ary koa tamin'ny Fanompoam-pivavahana Gospel ny Alahady 20 mai 2007 lasa teo.

Publié le 07/06/2007 

Recommander cet article à un ami   |   Voir toutes les news sur AMA

[ Soyez le premier à commenter cet article ]

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis