STK

Actualités

Programan'ny STK ny 27 Febroary 2010

Tontosa tsara ny fivoriam-ben'ny Sampana Tanora Kristiana (STK) voalohany tamin’ity taona 2010 ity ka maneho etoana ny fisaorana ho an’izay nanatrika izany.

Mbola mitohy kosa ny fanomanan-tena amin’ny baolina kitra ka ny fotoana manaraka dia amin’ny asabotsy 27 Febroary 2010 amin’ny 9h30 eny Ankatso eo amin’ny terrain ambany

Ny fisitahana masina izay tanterahan’ny STK dia hotanterahana amin’ny 27 sy 28 Febroary 2010

Publié le 26/02/2010 

Recommander cet article à un ami   |   Voir toutes les news sur STK

[ Soyez le premier à commenter cet article ]

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis