Tanteraka soa amantsara ireo fanompoam-pivavahana natao nandritry ny herinandro masina.
Nifarana tamin'ny alalan'ny antsampanahy nataon'ny AMA ny zoma masina izany.
Nokaloin'ny AMA tamin'io fotoana io ireo hira fihirana FFPM, fa tamin'ny endriny manokana kosa.
Ny alahadin'ny Paska kosa dia feno tokoa ny trano fiangonana.
Publié le 23/03/2008
Recommander cet article à un ami[ Soyez le premier à commenter cet article ] |
Articles les plus vus