Notokanana tamin'ny Alahady 15 jolay 2007 ny FJKM Ambila Lemaitso Fahasoavana. Noho izany dia manantitra ny fisaorana amin'ny fiangonana ambavahadimitafo izay nanampy tamin'izany asa fanarenana izany fiangonana izany izy ireo.
Manasa ny mpianakavin'ny finoana izy ireo hanatrika ny Antsam-piderana lehibe izay hatao ao amin'ny FJKM Analakely ny 22 Jolay 2007 amin'ny 2 ora sy sasany.
Publié le 15/07/2007
Recommander cet article à un ami | Voir toutes les news sur Vaomiera fanisana[ Soyez le premier à commenter cet article ] |