Fiangonana

Nodimandry ny mpitandrina RAKOTOHARINTSIFA Andrianjatovo

« Misaora an’i Jehovah, ry fanahiko ; Ary aza misy hadinoinao ny fitahiany rehetra ». Salamo 103-2
Nodimandry ny mpitandrina RAKOTOHARINTSIFA Andrianjatovo

Noho ny fitiavan'Andriamanitra dia nantsoiny hody any Aminy ny Talata 22 desambra 2009 ny zanany,


Dr. RAKOTOHARINTSIFA Andrianjatovo
Mpitandrina
FJKM Ambavahadimitafo
Mpiandraikitra Foibe FJKM
Mpampianatra ao amin'ny Faculté de Théologie

Hoy:

Ny vadiny: RANAIVOSON Faramalala

Ny zanany: RASOAMANAMBELO Mialy

Ny rafozany: RANAIVOSON Eugène

Ny iray tampo aminy:

RAKOTOHARINTSIFA Hery sy Holy ary Aina

RAKOTOHARINTSIFA Ny Andry sy Dany Malala

RAKOTOHARINTSIFA Oely Zo sy Murielle ary Rianala

Ny iray tampo amin'ny vadiny:

Terak'Itpkl RATSIMBA Victor

Vady navelan'Itpkl ANDRIANISA Charmant sy ny zanaka aman-jafiny

Vady navelan'Itpkl ANDRIAMANANTENA Fidèle sy ny zanany

RAHAJAVOLOLONA Landy sy ny zanaka aman-jafiny

RAFALIMANANA Jacky sy Sahondra ary ny zanany

ANDRIAMARINDAZA Herizo sy Felana ary ny zanany

ANDRIANANTENAINA Zoherilaza sy Sitraka

Ny iray tampo amin'ny rainy:

Terak'Itpkv RAMAMIHARISOA Félicie mianadahy avy

Terak'Itpkl RAZAFINTSIFA Solofo Jean mianadahy avy

Ny vady navelan'Itpkl RAZAFINTSIFA Andriantsalama Lala sy ny zanaka aman-jafiny

Ny iray tampo amin'ny reniny:

RAHARINOELINA Paule Angèle sy ny zanaka aman-jafiny

ANDRIAMANGA Raoely Don Christian sy Sahondra ary ny zanaka aman-jafiny

RAFARALAHY Lalao sy Olivia Christiane

RAMBININTSOA Patrick sy Emma Christine ary ny zanany

Ny havany:

Terak'Itpkl RAZAFINJATOVO Paul sy Itpkv RAZANAMANANA

Terak'Itpkl RAKOTOJOELIMARIA sy Itpkv RASOARIZELINA Elisabeth

Terak'Itpkl RAKOTOMAVO Emmanuel

Terak'Itpkl RAINIBENORO sy Itpkv RAMARIZANY

Terak'Itpkl RASANDY

Pasitera RAKOTOVAO Andrianjaka Jean sy Anne-Marie ary ny zanaka aman-jafiny

Ny havany avy amin'ny vadiny:

RASOLOFOSON Lilian mianadahy avy

Terak'Itpkl Dr RANAIVOSON

Ny fianakaviana manontolo

Ny Fitandremana FJKM Ambavahadimitafo

Ny Filoha sy ny birao ary ny Mpiandraikitra Foibe FJKM

Ny Komitin'ny Fampianarana Teolojika

Ny Doyen sy ny Filankevitry ny Mpampianatra, ny Mpianatra ary ny fianakaviam-ben'ny Faculté de Théologie Ambatonakanga

Ny Mpitandrina mivady sy ny FJKM Ambohitantely ary ny sampana rehetra ao aminy

Ny FJKM Mandroseza Miray, ny FKMSM Suisse, ny FJKM Fihaonana Omega, ny FJKM Tranovato Ambatonakanga, ny FJKM Ambohipiainana Ambohitrombihavana, ny mpiara-miasa ao amin'ny Eglise Protestante Française.

Ny Doyen, ny mpampianatra ary ny mpianatra eny amin'ny Département Sociologie ESDEGS Ankatso

Ny fikambanan'ny mpampianatra teny rosianina

Ny fokontany Ambavahadimitafo, ny fokontany Antanetibe Ikianja



Ny nofony dia hiala ao amin'ny Akany Daniel Ralibera Ambavahadimitafo ny Alakamisy 24 Desambra 2009 amin'ny 12 ora atoandro ary ho entina hatao veloma farany ho fanomezam-boninahitra an'Andriamanitra ao amin'ny FJKM Ambavahadimitafo alohan'ny hanaterana azy eny amin'ny fasan-drazany eny Antenimbe Ambohimangakely.



"Misaora an'i Jehovah, ry fanahiko; Ary aza misy hadinoinao ny fitahiany rehetra". Salamo 103-2

Publié le 23/12/2009 

Recommander cet article à un ami
Déposé par MAMISOA le 25/12/2009 à 13:15:24
Mandria am-piadanana pasitera... ary miara-ory @ fianakaviany koa izahay, maro ireo anatra sy fampianarana azonay taminao pasitera satria izahay no anisan'i mariazy voalohany nohamasininao tao Ambavahadimitafo ary mbola ianao ihany koa no nanao batisa ny zanakay roa vavy , tsy hainay hadinoina izany satria marika lehibe eo @ fiainanay indrisy anefa fa lasa ianao, voninahitra anie ho an' Atra irery ihany. MAMISOA sy FRANCIA ( FPMA TOULOUSE )
Déposé par robena le 23/12/2009 à 07:49:20
aurevoir pasteur!

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis