Vaovao

Vatsim-panahy

Filazana

Tetik'asa

Nodimandry Ramiadanirina Marthe (18/01/2010)

Amin'ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty sy ny fiainana mandrakizay no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay :


RAMIADANIRINA Marthe

dia nantsoin'ny Ray hody any Aminy tamin'ny Alatsinainy 18 Janoary 2010 rehefa nivahiny 26 taona teto an-tany.


Anisan'ny mampandre antsika ny iray tampo aminy, pasteur RAKOTOMANANA Herintsoa Tahiry (mpitandrina stagiaire teto amin'ny fiangonana)

Isika samy isika
antso sy filazana


nodimandry