Vaovao

Vatsim-panahy

Filazana

Tetik'asa

Nodimandry Randriamilamina Claire Yvonne (16/01/2010)

Amin'ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny reny malalanay : 


RANDRIAMILAMINA Claire Yvonne

(vady navelan'Itpklh Randriamilamina Arthur Samuel)

dia nantsoin'ny Ray hody any Aminy ny Sabotsy 16 Janoary 2010 rehefa nivahiny 65 taona teto an-tany.


Anisan'ny mampandre antsika Dr RAMANAMIRIJA Jean Aimé sy ny zanaka aman-jafiny

Isika samy isika
antso sy filazana


nodimandry