Fiangonana

Nivoaka soamantsara ny hopitaly ny mpitandrina Rakotoharintsifa Andrianjatovo

Efa niara-nivavaka tamin'ny fiangonana tao amin'ny FJKM Ambavahadimitafo ny mpitandrina Rakotoharintsifa Andrianjatovo tamin'ny Alahady 03 mey 2009
Nivoaka soamantsara ny hopitaly ny mpitandrina Rakotoharintsifa Andrianjatovo

Misaotra an'Andriamanitra isika, ry Havana, fa nivoaka soamantsara ny hopitaly ny ray aman-dreny mpitandrina Rakotoharintsifa Andrianjatovo rehefa nandalo tsy fahasalamana kely.


Misy amintsika maniry mbola hamangy na hampahery azy, koa ho fitsimbinana hatrany ny fahasalamany, dia ferana ho ny alarobia sy zoma tolakandro amin'ny 2ora ka hatramin'ny 3ora sy sasany no afaka mandray antsika izy.

Afaka manoratra eto amin'ny tranonkala ihany koa isika izay maniry handefa hafatra na firarian-tsoa ho azy (ao amin'ny forum, na manoratra amin'ny contact@fjkm-ambavahadimitafo.info)

Publié le 06/05/2009 

Recommander cet article à un ami

[ Soyez le premier à commenter cet article ]

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis