Fiangonana

Nalamina ny fomba fiasan'ny Diakona sy Loholona

Fandaminana vaovao ho an'ny Loholona sy Diakona nanomboka ny alahady 6 mey 2007

Ny fanavaozana ny trano fiangonana dia nitarika fametrahana fomba fiasa vaovao amin'ny fanatanterahana ny asa mikasika ny fanompom-pivavahana.

Koa dia efa nanomboka nampiarina tamin'ny alahady 6 mey 2007 teo izany fandaminana sy fomba fiasa vaovao izany .

Misy boky toro-làlana navoaka ary momba izany mba hanampiana ireo loholona sy diakona hanatanteraka ny asany an-tsakany sy an-davany.

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis

Commentaires Déposé le

[ Soyez le premier à commenter cet article ]