Tafika masina

Actualités

Nahitam-pahombiazana ny tafika masina

Tsapa fa dia nahitam-pahombiazana ny tafika masina

Nanomboka ny 27 jolay 2007 ny asan'ny Mpanao Tafika Masina.

Ny asa voalohany natao dia ny famangiana ireo olona any antokantranony. Ireo tarika voatendry hiasa isaky ny faritra no nanatanteraka izany.

Ny 28 jolay dia samy nanao ireo tatitra ny isan-tarika koa tsapa fa dia nahitam-pahombiazana ny vokatra : naneo hafaliana ireo novangiana ary narisika ny hanatrika ny fampianarana.
Nanomboka ny 29 ny fitoriana hatao ao amin'ny akany Ralibera Daniel.

Publié le 06/08/2007 

Recommander cet article à un ami   |   Voir toutes les news sur Tafika masina

[ Soyez le premier à commenter cet article ]

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis