Mendrika

Actualités

Mivory ny Tetik'asa Mendrika isaky ny Alahady faha-3 amin'ny 3 ora

Hanomboka ny Alahady 18 Oktobra 2009 ny fivoriana

Mampahatsiahy hatrany ny mpikambana ao aminy ny Tetik'asa Mendrika fa manomboka indray ny fivoriana fanao isaky ny alahady faha-3 amin’ny 15h.

Ka amin’ity volana ity dia ny Alahady 18 Oktobra 2009 no hanantanterahana izany ao amin’ny Akany Ralibera Daniel.

Raisina an-tanan-droa ireo izay maniry hanatevin-daharana ao amin’ny sampana.

Hiangaviana ho tonga maro fa hisy zava-dehibe ho dinihina amin’io fotoana io.

Publié le 18/10/2009 

Recommander cet article à un ami   |   Voir toutes les news sur Mendrika

[ Soyez le premier à commenter cet article ]

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis