Rihana

Misokatra ny trano fiangonana vaovao

Ny STK no niandraikitra ny fanisana ny olona tonga nivavaka tamin'ny alahady fanokafana indray ny trano nitarina - [alahady 06 mey 2007]

Toy ny fanao isaky ny fety lehibe dia manatanteraka ny fanisana ny olona tonga miangonana ny Sampana Tanora Kristiana (STK).

Tamin'ny ny 6 mey 2007 dia nahatra 1026 ny isan'ny olona : 520 taty ambany aryt 506 kosa tany ambony.

Marihana fa mety mahazaka olona eo amin'ny 1300 eo ny olona mety tafiditra ao io trano vao nitarina io. Nisy ihany ireo olona anefa mbola nijanona taty ivelany : asa na noho ny hafanana. Azo lazaina izany fa dia tratra ny tanjona tamin'ny fanorenana ny rihana mba hampitombona ny toerana ao am-piangonana

Publié le 06/05/2007 

Recommander cet article à un ami

[ Soyez le premier à commenter cet article ]

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis