Entanina hatrany ny mpikambana hamonjy ny fianaran-kira isaky ny asabotsy amin’ny 14h30 sy alahady amin’ny 15h.
Eo ihany koa ny fiaraha-mivavaka fanao isaky ny asabotsy faha-telon’ny volana ao amin’ny MAMRE amin’ny 8h30.
Ireo rehetra te-hiditra ho mpikambana dia raisina am-pitiavana amin’ny fanompoana ny Tompo
Publié le 18/11/2009
Recommander cet article à un ami | Voir toutes les news sur AMA[ Soyez le premier à commenter cet article ] |