Ny Sampana Tanin-ketsa dia manohy ny fianaran-kiran'ny ankizy amin’ny asabotsy 27 Febroary 2010 manomboka amin’ny 8h30 eto am-piangonana, antsoina amin’izany ny ankizy eo anelanelan’ny 8 taona sy 16 taona, manentana ny ray aman-dreny izy ireo mba handefa ny zanany ao amin’ny Tanin-ketsa.
Publié le 26/02/2010
Recommander cet article à un ami[ Soyez le premier à commenter cet article ] |
Articles les plus vus