Vaovao

Vatsim-panahy

Filazana

Tetik'asa

Manomboka ny 10 oktobra 2009 ny fampianarana ao amin'ny Sekoly Taninketsa (10/10/2009)

Ampahafantarina isika Fiangonana fa ny fampianarana ao amin’ny Sekoly Taninketsa dia hanomboka ny sabotsy 10 Oktobra 2009 amin’ny 8h30 eto am-piangonana.

Koa manentana hatrany antsika ray aman-dreny handefa ny zanantsika maniry hanatevina ny Sekoly Taninketsa.

Isika samy isika
antso sy filazana


nodimandry