Fiangonana

Lasa any Suisse, Lausanne, Montpellier ary Paris ny mpitandrina Dr Rakotoharintsifa Andrianjatovo (15 Mars - 3 Avril 2009)

Dinidinika any Suisse momba ny Faculté de Théologie, fampianarana, fihaonana amin'ny zanaka am-pielezana...

Manatanteraka iraka any am-pitan-dranomasina ny mpitandrina Dr Rakotoharintsifa Andrianjatovo ny 15 Mars 2009 ka hatramin'ny 02 Avril 2009. Ao amin'ny tanànan'ny Eglise Reformé amin'ny Boulevard Arago izy no mivantana ary mijanona andro vitsivitsy ao izy alohan'ny hodiany aty Madagasikara any amin'ny faraparan'ny volana marsa any.


Toy izao no fandaharam-potoanany :

Suisse : - dinidinika fifandaminana amin'ny Doyen Université Suisse momba ny fanangànana ny Faculté de Théologie eto Madagasikara mba ho Université

Lausanne : - cours sy fihaonana amin'ireo collègue

22 Mars 2009 : - any Montpellier ny tolak'andro

27 Mars 2009 : - de 17 à 18h DEFAP
                      - après: 4 rue Bailly na toeran-kafa malalaka iarahana amin'ny besinimaro

28 Mars 2009 : - 10h, conférence - déjeuner avec Prof Théologie

29 Mars 2009 : - libre

30 Mars 2009 : - 10 à 16h réunion publique

31 Mars 2009 : - cours de Nouveau Testament

01 Avril 2009 : - libre

02 Avril 2009 : - 22h : fiverenana eto Madagasikara

Antso :
- mitady Retroprojecteur d’occasion (128 à 150€), > 1.000 lumens, mirehitra izany hoe misy ampoule mandeha fa lafo be io ( 700€ ny vaovao )

Raha toa ka maniry hifanerasera amin'ny zanak'am-pielezana any Frantsa ianao dia afaka mangataka ny contact eto amin'ny site web amin'ny alàlan'ny formulaire de contact

Publié le 23/03/2009 

Recommander cet article à un ami

[ Soyez le premier à commenter cet article ]

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis